IVO SOA AN'NY FIAINAKO (DotMG)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RENY, na tsy reniko azaIvo soa mpiahy ny fiainako
VADY tokana sahaza
Olon-tiana fitarainako
Sipa, namana, SAKAIZA
Olobe mpanolotsainako
ANABAVY tia, mpitaiza.
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana