TSY AVELAKO (IZY)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy avelako mandaloIreo minitra maro
Niarahana nigoka !
Tsy ataoko ho very maina
Ny tsantan'ny maraina
Niarahana nifoka !
Tsy avelako hiserana
Ilay tsiky fanaperana
Rehefa ianao no boka !
Tsy ataontsika ho tantara
Izay efa voazinara
Ka hanjary ahasodoka !
IZY
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
mpisotrtoaka