FAHATSIAROVANA SISA (Mionitra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia niova fahatsiarovana
Lay fiarahana hatrizay
Lasa mantsy ianao
Lay reny malalanay

Toa tsaroana avokoa
reo bedibedy maro
mahatsapa aho
f'ilay fitiavanao tsy azo hafangaro

Nitsingerina andoany
ilay nahaterahanao
indro izahay rehetra
mahatsiaro anao

Any andro inoako
fa mbola hihaona isika
ka hifankahita indray
ho faly sy sariaka
Mionitra
20-02-10
--------
Rohy:
Sokajy : embona
1302 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Mionitra
Nampiditra : Mionitra
Daty : 25/02/2010 10:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136