MAHATSIARO (Nat'urel)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho tononiko anataina fitiavanaIty kalo sy vetso
Ataoko ody sento
Mba ho anao rahavana
Ity foko nefa adala
Ka mbola miatso lay malala
Na dia tsy eo intsony izy ampionona
Dia mbola ny anarany ny no tononina
Mikalo F'tia Nat'urel
--------
Rohy:
Sokajy :
Alahelo