HO AN’ILAY NIVADIKA (Nic Coper Ofisialy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Je t’écris cette lettre aujourd’hui
Pour te dire ce que je n’ai pu te dire depuis.
Si Nous sommes arrivées là en ce moment
C’est à cause de mes défauts sûrement

ka Ho raisiko ny adisoana, satria izay no hitako mety
Ary hilavo lefona aho, manaiky aho fa resy
Tsy hiaro tena akory, na be ny azo ambara
fa ny ranomasoko no alatsako, dia aleoko mibarara

Car c’est dure de supporter cette pire trahison
Que si j’avais le choix je préfère la prison
Plutôt que d’endurer ma douleur à cet instant
D’avoir été trahi par celui que j’aimais tant

Tsy ho takatrin’ny saiko, izay mety ho tena antony
Ilay safidinao, ny hampihinana ahy ny fatiny
Nasahy hamitaka ahy, hanao ahy tahak’izao
Satria na ratsy angamba aho, mba tsy mendrika an’izao

Tout le monde a ses défauts, mais pas moi seul
Alor garde tes excuses, et ferme ta gueule
Au lieu d’encore empirer, cette situation
Avec tes excuses débiles, et minable à la con

Ahidio ny vavanao, dia aleo aho ho diso
Mba hananako herin-tsaina, hiatrehiko ny ampitso
Satria raha ny alaeloko no ampariko, tsy ho zakanao
Ka ny adisoana aleo babeko, mba ho amelako anao

C’est vraiment douloureux, mais c’est mieux ainsi
Donc je te pardonne de m’avoir trahi
Mais ma confiance en toi se termine ici.
Et je te souhaite de ne jamais vivre, ce que j’ai subi

Satria tsy ho zakanao izany, raha ianao no voa
Fa mbola ianao no nanao azy, dia amaivaninao aloha
Ka tsy maninona,zakaiko rehefa izay no foinao ho ahy
Ary hiaretako mangina izany, fa aza manahy

Va-y, Refait ta vie, comme si de rien n’était
Et surtout t’inquiète pas, pour moi ça irait
Car malgré tout, je t’ai promis toute mon amour
Et pour moi cette promesse, je le tiendrais toujours

Fa asakasakao, izay nanitsakitsaka azy
tsarovy fa kodiarana ny fiainana, fa tsy mba mivazivazy
ka tsy hamaly anao akory aho, fa hanaiky na marary
satria ny rehetra izay atao, indray andro mbola hivaly
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
104 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nic Coper Ofisialy
Nampiditra : francillon
Daty : 06/08/2024 12:25
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137