Raha misy manome (Nosy Malala)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha misy manome zavatra ho anao,
Kingà miteny hoe tsy mila tamby ve ?

Misy ny manararaotra,
Ilay fahatsorana fahiny.
Avy eo'reo fetsy tafavoaka,
Mahazo izay iriny...

Izay mandray ilay tolotra,
Dia manao ny sitrapony,
Ny zoanao ho votsotra,
K’aza MAIKA hisaotra intsony.

Nosy Malala
Novambra 2025
--------
Lien:
166 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0126