JAMBA (SANTATRA RAFENOMANANTSOA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Jamba aho teo alohajamba aminao ry Andriamanitra
diso loatra tsara fo
ka tsy nijery afa tsy lanitra
.
Diso nanao ny marina loatra
ka tsy nety mba nivoatra
fa nahantra foana teny
noho ny herinao ry teny
.
Ankehitriny aho zao mahiratra
mahiratra aminao ry tsy misy
lasa deba toa Didier Ratsiraka
raha vao nitanjo ny kipy
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : SANTATRA RAFENOMANANTSOANampiditra : ramandrongony.anhabakabaka
Daty : 26/11/2018 15:44