MIFANJOHY (RATAN)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Resaka no niseho...Samy liana raha teo.
Nifampidera taim-by.
Gaga, fa izy ary ty viavy ty?
Ny fo mora nifanindry.
Mamy, fa tsy mangidy.
Kanto dia Kanto tokoa,
lay resaka, tsara no soa.
Niova hevitra ré zato anao lahy,
te hizaka mafy,nefa tsy sahy.
Hamoaka lay avao am-po.
Fitiavana miboiboika tsy manampaharo(a).
Tiako Ianao hoy fitenenana, :*
viavy ty tsy manaiky lembenana.:D
Nampiany JTM BE
--------
Rohy: