RESY (RAVINALA)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia nidify indray ny tsikikoNiraraka ny kintana
Ny masoandro vao niposaka, indro fa niletika
Ilay volana baliaka fongana tsy lera
Hazavana nantenaina notsemban'alahelo
Tsy nisy hafanana sy jiro mba hanilo
Niofo ny tontolo; nanjary haizi-kitroka
Tsy taza-maso intsony, nandositra nirifatra
--------
Lien:
Catégorie :
Alahelo - Fisarahana
