MAMY!! (TöBi)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
#Hamy#

Hafaliana hoe " no taratry ny feno",
sy ny fiposaky ny ampy
na anaty segondra vitsy na koa minitra maro
no anehoana hoe "mamy"
hamy!!
t
Tsiro tsy roa aman-tany,
ary hafa mintsy ny akony
Tsy misy tahaka izany
satria tena hoe " fara-tampony"

Izato fitiavako anao fatratra
izany fitiavako anao lafatra!
Hamy!
Tena mamy!


#Tobi#
2018
--------
Rohy:
356 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TöBi
Nampiditra : NatheFy
Daty : 30/01/2023 15:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095