Nisitaka (Tojo natsu)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sarotra ny iarak aminy,Niova lasa mody fanina
Niartra iany nijanona hela,,
Indrisy anefa maonena
Miala alavitra tiny atao
Tsiafaka anefa ef'anao
Misitaka taterak manalavitra anao
Efa reraka ka te iala aminao
Any ka veloma enao...
--------
Rohy:
Sokajy :
Fisarahana
Hevitra mandeha
raims randriamalala
(
22/02/2020 09:11)
mbola mila ezaka be i tojo Natsu amin'ny tsipelina!