"MAHAZO MANADINO'' (Zavona Rakoto (AQUARIUS))

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Azonao Fafaina anatin'ny eritreritra,
Azonao fakoina anatin'ny erikerika ny misiko nandalo,
Aza mahatsiaro raha izany monja no fahasambaranao,
Mahazo manadino raha tsy sitrakao ny teniko eto izao:

Tsy lafatra tomefy,tsy voankazo mamy aho: ka ananao safidy,
Mahazo ianao manaiky,mahazo manadino! fa kosany io tsy didy.
Mahazo manantena,mahazo manamarina raha toa ka tsy mino,
Mahazo mankahala,raha tsy afa-po dia 'ndehana manadino!

Fa etsy mba reneso,adobohy ny fo dia meteza kely hahatsiahy,
izay nomeko anao? tsy avy ao anaty fo fa avy amin'ny fanahy,
Ny lafatra indrindra! saino tsara ange e,somary mba fintino;
Sinaingy ianao no erany,ka azonao atao ny mbola manadino!


02332 Zavona Rakoto 050058,00 1900010200026
--------
Lien:
122 2
Fans: ZavonaRakoto - hery
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122