Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitsikia (zokieva)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mitsikia,dia hitsiky aminao ny fiainanaMitsikia,dia hitsiky aminao ny namana
Mitsikia,dia ho tanora lalandava
Mitsikia,na ho maizina na ho mazava!
--------
Rohy:
Sokajy :
Fahantrana - Kolontsaina - fananarana - Fifaliana - Fahafatesana - Namana - Ady - Fiaraha-monina - Fiononana - Fampaherezana
Mpakafy:
zokieva
