You are here: home > Vetso

ANJARIVO Ronsard

ANJARIVO Ronsard dia lehilahy 23 taona, mpitovo; Mpianatra eny Ambohitsaina. Kristiana FJKM ; Mpikambana ao amin'ny Fikambanan'ny Mpikabary Malagasy (FI.MPI.MA). Miaro sy manondrotra ny fomba amam-pitenenana Malagasy amin'ny alalan'ny Kabary sy ny Tononkalo. Miasa aminy ojam-peo iray tsy miakina.

Adiresy mailaka: anjfutpast@gmail.com

Hametraka hevitra

Midira aloha