You are here: home > Vetso

Malalatiana-Hasina

RAMAROMIANTSO Malalatiana Voahanginirina, mitondra ny solon'anarana Malalatiana-Hasina. Poeta nanomboka ny taona 1991. Mpikambana  Faribolana Sandratra  nanomboka  tamin'ny 2002. Manoratra amin' ny teny Malagasy, Frantsay, Anglisy, Alemana.

Hametraka hevitra

Midira aloha