TENA FINOAKO (Malalatiana-Hasina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TENA FINOAKO
Tena nino aho
nefa moa
mahalala izao ny fo
f'izany tsy ody fijaliana,
dia tsy mila mitalaho
fa Ianao tsy manome
izay tsy zaka manabe
ny fanahy mba tsy ho variana,
izay rehetra niala tamiko
... nalaina an-keriny na foiko
mbola honeranao ho hamiko,
ny Finoako? Tsy hosoloiko.
MALALATIANA-HASINA
--------
Rohy:
Sokajy : Vavaka - fiainana
1040 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Malalatiana-Hasina
Nampiditra : M-Hasina
Daty : 31/07/2012 04:47
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0129