You are here: home > Vetso

Ny R. FIDIMANANTSOA

Poeta sady Mpanoratry ny vaninandro ankehitriny Ny R. FIDIMANANTSOA.

RAKOTONIRINA Fidimanantsoa Philibert no tena anarany feno
Niofana ho manampahaizana manokana momba ny Taotrano sy Asa Vaventy teny amin'ny Sekoly Polytechnique Vontovorona Antananarivo.
Poeta - Mpanoratra - Mpamoron-kira

Hametraka hevitra

Midira aloha