You are here: home > Vetso

Tefy.

Anarana entina : Tefy.
Anarana : Ratefimampianina Fanomezantsoa
Monina ao Fianarantsoa.
Lehilahy, manambady, manan-janaka mianadahy.
Mpampianatra manamory fiara, Mpampiofana olon-dehibe.
Kristianina.
Mpanoratra vao miandoha, tsy mbola fantatra eo amin'ny sehatry ny Literatiora malagasy.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : TENIMAMIKO
Daty : 26/06/2012
Mpamangy : 1038
Mankafy : 0
Ankafizo