RESIN-TSINOA (Tefy.)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RESIN-TSINOA

Resin-tsinoa indray Ramalagasy :
Hadino ny harendrina taratasy,
Veloma ny harendrina labozia
Fa ny vita Sinoa indray no be mpitia.

Aza mba gaga raha any aoriana :
Teny Sinoa indray no hikabariana,
Hasiantsika Rova etsy Behoririka
Hanjakan’ny Sinoa amin’ny maso bitika.

Izany no vina ao an-dohanay
Ka mieritrereta raha mba mahay,
Satria ny anareo izato Kolontsaina :
“Shy tianaleo ! Shy kalakalaina !”

Tefy.
26 Jona 2012.
--------
Rohy:
1122 0
Hevitra mandeha
Laaris ( 06/07/2012 09:53)
Marn in e!
hery ( 06/07/2012 16:53)
Alenjina o o o, Alenjina talatasy..
Laaris ( 07/07/2012 09:46)
otrn tsika ndray n lasa alohan ol a!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Tefy.
Nampiditra : TENIMAMIKO
Daty : 27/06/2012 09:33
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014