METEZA HO IRAKA TSARA… (AbouNusrayni)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
METEZA HO IRAKA TSARA…

O serviteur de Dieu, qu’as-tu donc fais sur la Terre !
On t’y a envoyé pour témoigner de la Miséricorde!
Mais toi, t’as été méchant, bon amateur de guéguerre.
Au lieu de répandre la bonté, t’as semé la discorde ?

O ry mpanompon’ilay Nahary, inona no nataonao teto an-Tany !
Nirahina ianao mba hijoro, vavolombelon’ilay Famindrampo.
Fa ianao kosa nanao ratsy toetra, mpankafihy ady sesilany
Tsy mba nampiely Fanahy malemy, fa namafy fikorontanan-doha?

Quand viendra ton retour, auprès de notre Seigneur
Par quel mensonge et détour, tu vas justifier tes actes
Que du dédain, sans amour, la haine remplit ton cœur.
T’apprendras enfin ce jour, qu’avec Satan t’as fait pacte.

Rehefa hiverina ianao, eo anatrehan’ilay Tompontsika
Lainga sy fialàna inona, no hanamarinanao tena
Ny fonao tsy misy fitiavana, feno fankahalana mitsika.
Ho fantatrao fa i Satana no nanaovanao fanekena.

Tu prétends être un croyant, fier de ce que tu es ;
Mais t’es plutôt arrogant, tu terrasses tout le monde ;
Sois plutôt affectueux, comme tout bon messager.
De la sorte tu verras, comment tes suiveurs abondent.

Miseho ho mpino ianao, mirehareha noho izany,
Kanefa mpivatravatra, mampatahotra ny betsaka
Tsy aleonao tsara fanahy, mpitondra hafatra mamy;
Dia ho lasa be mpanaraka, satria mahaliana resaka?


Zoky Abou Nusrayni,
Vavolombelona.
18_10_19
--------
Rohy:
777 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149