Mihonona k'aza kivy - Aino
Azo vakiana?
Tiako ianao ry neny, mba homirana indray
Ity masonao bongo lava ny tomany
raha sendra nilaozany teto an-tany
Moa ve tsy efa anjaran’izany?
Matoa izy lasa any amin’ny tsy hita maso any!
Eny malaelo ny fo Raha sendra tsy tojo azy
Lasa miady ny saina ary mazana ny mitaraina
Mamy maintsy ireo taloha, ka tsy mba
manampaha roa fa dia sarobidy tokoa,
toa hirony vatosoa, ho mafy tsy mba ho mety loa
aok’izay ny tomany, avelao re hivalon’any
fa ny ho avy ande jerena, izay hitady soa asesehena
ka ny tsiky anio, hamiratra indray ny ampitso
mahereza k’aza kivy avelao ny lasa tantara
Ary mitraka fa aza mitomany,ataovy
matondra ny saina ho mafy hatrany !!!
Mombamomba
Mpanoratra : Aino
Nampiditra : AinoDaty : 31/08/2007
Mpamangy : 2355
Mankafy : 2
Tononkalo hafa
ny fitiavako anaotiako nefa
efa tsy anao hintsony
Misaotra
tsy misy toa anao..
Nakaiza lahy
Tsiaro
Mandrakizay
maminko ianao
Ventsoko