Mitabe (Aloky Ny Sento )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Erikerika manifinify mahatondraka ho rano
Vovobovoka entim-bitsika mahatsangana ny trano
Ando atovon-tsotrokely, mahazina sinibe
Ny mahantra homan-kely, any andro hanam-be
#mitabe
#Aloky_ny_sento
Aloky Ny Sento-Sarobidy Ans Poety&Mpanoratra Havatsa-UPEM
--------
Rohy:
52 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Aloky Ny Sento
Nampiditra : sarobidy.ans
Daty : 08/02/2025 18:38
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0158