hira faneva (ANDRY KANTO MENDRIKA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Isika no manetri-tena
Fa ny finoana dia fanekena
Tompo ô ! inona no tianao atao
Hiderana ny voninahitrao

60 taona lasa izay
Ankalazaina eto indray
Tompo ô ! inona no tianao atao
Hiderana ny anaranao
Voninahitra ho anay izao
Ny niorenan’ny fiangonanao

60 taona nandrosoana
Nampitomboina ny finoana
Ilay olomasina iray
Ankalazaina eto indray
Tompo ô ! inona no tianao atao
Hiderana ny voninahitrao

60 taona nijoroana
Nampitomboana ny finoana
Tompo ô ! inona no tianao atao
Amin’ny vahoakanao
Ny fitsimbinanao
Hiderana ny voninahitrao





















ANDRY kanto mendrika
--------
Lien:
93 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : ANDRY KANTO MENDRIKA
Inséré par : AKMKT
Date : 06/01/2024 12:37
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137