IANAO ILAY 2.0 (ANDRY KANTO MENDRIKA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao ilay mameno hazavana
Ianao ilay nantenaiko hanovana
Indrisy kanefa toa solafaka
Saika hitia anao aho nefa tsy afaka

Ianao ilay hanorenako
Malala ah ! ianao no fanaperako
Tiako hiaraka isika roa
Mandrakizay dia sambatra tokoa

Andrasako ianao mba hamaly
Hiaraka isika dia mba ho faly
Hiangaly ho tokan-trano soa
Hiangaly fitiavana marina tokoa

Sambatra aho anilanao ry tiana
Ianao ry malala no mameno fitsikiana
Kanefa ianao toa tsy manjary
Mahay mamitaka toy ny kary

Nankaiz a akia ilay fitiavantsika
Sanatria dia ho very sy ho ritra
Veloma akia raha izay no sitrakao
Az a hitomaniana fa avelao aho

Ianao ilay tiako eto an-tany
Ny sipakely tsy misy toa anao izany
Aza fitahinao aminy endrika kanefa
Misy tara aminao dia diso fiantefa





























ANDRY kanto mendrika
15/02/23
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
166 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : ANDRY KANTO MENDRIKA
Inséré par : AKMKT
Date : 06/01/2024 13:16
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139