TENA TIAKO IANAO (ANDRY KANTO MENDRIKA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ho fantatrao
Fa tena tiako ianao
Ny foko miantefa
Mahatsapa ianao kanefa …

Ambarako etoana
Dia misy ny fotoana
Any aoriana any
Mety ho tsapanao ihany




Nitomany , nitoloko
E! mangiana izany foko
Moa ve? Tsapanao
Hoe tena tiako ianao







Raha to re! sitrakao
Ambarao eto izao
Tena tiako ianao
Moa ve? Tsapanao









Fa asakasakao
Na hamaly dien’izao
Tena tiako ianao
Hatramin’izay ka hatramin’izao
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
252 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : ANDRY KANTO MENDRIKA
Inséré par : AKMKT
Date : 06/01/2024 13:11
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135