TONTOLO (ANDRY KANTO MENDRIKA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ILAY TONTOLO VAOVAO
MAMPITAMBERINA TSIAHY
FIAINAM-BAOVAO
TONTOLON’NY FANAHY



ANY ALAVITRA ANY
NY ELANELAN-TANY
FIAINANA HAFA INDRAY
TONTOLO MAMPIRAY





TONTOLO FIAFIANA
TONTOLO FAHORIANA
TONTOLO SAMY HAFA
NY TONTOLO ANY AN-KAFA










NY TONTOLON’NY FANAHY
DIA TAHAKA, TAHAKA IZAO
TONTOLO MAMPATSIAHY
NY ZAVA-BITANAO



HOE ZAVATRA OHATR’IZAO
NO NATAONAO TETŸ
MAMPATSIAHY ANAO
NY FIATSARAM-BELATSIA




TONTOLO MAMPIRAY
TONTOLO SAMY HAFA
TONTOLO HAFA INDRAY
TONTOLO ANY AN-KAFA


ANDRY KANTO MENDRIKA
25/11/23
--------
Lien:
130 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : ANDRY KANTO MENDRIKA
Inséré par : AKMKT
Date : 06/01/2024 13:00
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014