RAHA (ANDRY KANTO MENDRIKA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAHA
Raha diavolana ny saiko
Sambatra aho ry aiko
Raha masoandro mibaliaka izany foko
Foana hatreo , ny alahelo sy toloko

Raha sendra ka mazàna
Eo anilanao
Izao toa tamana
Ny eo an-tratranao

Raha sendra fitsikiana
Dia afam-pahoriana
Sambatra aho izao
Fa eo an-tratranao

Raha sendra kitana izany
Mitaratra any ho any
Ny saiko mankafia
Ny foko tena tia

Raha sendra tsy fisiana
Eo anilanao
Feno fifaliana
Fa eo an-tratranao


















ANDRY kanto mendrika
02/01/24
--------
Lien:
88 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : ANDRY KANTO MENDRIKA
Inséré par : AKMKT
Date : 06/01/2024 12:36
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138