VENTSOM-POKO (ANDRY KANTO MENDRIKA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ilay andro harivariva
Ny masoandro koa madiva
Hilentika izany
Hiampita any ho any

Ny sento sisa atao
Afaka mandeha ianao
Aza maditra any ianao rahavako
Tsapanao fa, anao ny fitiavako

Tsy hiteny betsaka aho
Fa mandehana ianao
Hisaino izay atao
Tsarovy , fa izaho vadinao

Na marary aza izany foko
Ny tomany sy toloko
Ny findaiko izao vonoiko
Ramaraina ianao antsoiko


ANDRY kanto mendrika
27/12/23
--------
Lien:
118 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : ANDRY KANTO MENDRIKA
Inséré par : AKMKT
Date : 06/01/2024 12:28
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139