FAHAFANA - Arajech
Azo vakiana?
Ny fahafana!
Tsy hoe lasam-bananana
Fa fiovan-dalana
Ny fahafahana!
Tsy manome fahalalahana
Fa miova ny fanagejana
Ny fahafahana!
Tsy dia fahazona manao
Izay rehera izay tiana atao
Ny fahafahana!
Tsy fanaovana ny hadalana
N’aiza toerana miana akalalana
Ny fahafahana!
Fandraisana ny tena
Andraikitra fa tsy mila terena
Ny fahafahana!
Mitaky fanetrehan-tena
Handrindra ny fahaleovan-tena
01/06/02
Sokajy :
Fiaraha-monina, Kiarakira
Mombamomba
Mpanoratra : Arajech
Nampiditra : arajechDaty : 01/11/2006
Mpamangy : 1547
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
FITIAVAN-TSIKAvazoly
30/11/06
TE- HAHIT'ANAO
MANINA OLONA TSY TIA
METY HISY VE?
TSISY ANDRO MIHIRATRA
NY VOLA
NY AN-TANY
TSY AFAKA