HAFATRA HO ANAO (ARIMBOLA FENOTSIKY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha sendra topi-masonao
ny korisam-peniko iny,
dia avelao ho vakiany
izay voasoratro ao.

Raha mba azonao atao
ny manokana fotoana
na amin'ny fomba ahoana,
mba jereo ny soratro ao!

Raha toa ka sitrakao,
aza adino ange izany
fa misy hafatro any
nosoratako ho anao.
ARIMBOLA FENOTSIKY
--------
Rohy:
435 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147