Ianao Ianao ilay olona te (as'n guitariste)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao Ianao ilay olona tena tiako Hitambatra aminao no nandaozako ny fianakaviako Tena tiako ianao na dia miadiadi-kely aza isika indraindray, satria efa voady ny hoe mandrakizay . Ianao ilay olona nomen'Andriamanitra ahy Feno aminao avokoa ny hatsaran -tarehy,bika sy toetra ary koa fanahy Tena vonona aho ny hamakivaky ny fiainana miaraka aminao, ka na ho mora na ho sarotra dia tsy hifandao . Ianao sy izaho ilay olona roa ka tonga ho iray Isaorana Andriamanitra ny amin 'izay Mitempo iray ny tsika,satria mifankatia Miaradia mandramaty ary tena ho doria . Ianao ilay voatendry ho anjara Ny antsika ilay mirakitra ho tantara Fifankatiavana n zava -dehibe Isika koa tsy zaza intsony,fa efa olon -dehibe . Ianao ts tomotra, zaho koa tsy tampoka, mazava hoazy, ka tena vonona isika hanomana ny ho avy Na ho mafy na ho mora dia iaraha -manana ny tokantrano, sady fihafiana hoy ny tenin 'ny ntaolo fa tsy angano angano.
--------
Rohy:
1522 1
Mpakafy: scayeonejah
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.016