Ny foko akia malala Ianao (as'n guitariste)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny foko akia malala
Ianao no mahalala
Fa efa lasanao
.......
Tiako raha izao
Ilay tena halanao
No habkafizinao
.....
Jamba anie ny masoko
Foana ny ranomasoko
Vao tojo anao ry.aiko
.....
Fofoiko hatramin'ny aiko
Baikoiko koa ny saiko
Tsy hitia hafa tsy ianao
....
Ka izao tontolo izao
Hatolotro ho anao
Raha azoko natao
....
Hiarana mahalala
Fa tiako ianao malala
Tiako tsotrizao...
--------
Rohy:
2573 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099