ho an'ireo any ampita any - BREACKSONG
Azo vakiana?
any ianao ka any lavitra tsy hitanay
mahalasa ny vinany... ilay tsy hita hatrizay
fa any ianao hoy aho; mety ho falifaly
tsy mahalala akory ngaha
fa i MADAGASIKARA anie
ka kilalaon'ireo VAZAH!
eeeeeh! any ianao ka any
r'ilay mpanotaratra tsy foy
ilay namana fahazaza sarotra hadinoina
ka mahatonga vetso
sarotra fa fohy
dia INDRO ataoko soratra... ka tonga dia KALOY
Sokajy :
embona
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : BREACKSONG
Nampiditra : breacksongDaty : 15/05/2013
Mpamangy : 830
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Hanoratra ahoDEPUTE BE NOFY
Teo Tsaralalana!
EMBONA
FIRAISANA VOALOHANY
namako foana
Ao aminao
ny itiavako anao