You are here: home > Vetso

Ao aminao - BREACKSONG

Azo vakiana?

Asa ianao raha maharsikaritra
Fa ao aminao dia misy faritra
Izay tsy voakasin-dalitra
Ka lasa zavatra tsy haritra
Fa raha lalaoviko maharitra
Dia tena mahafinaritra

Sokajy : Aingam-panahy

Hametraka hevitra

Midira aloha