You are here: home > Vetso

ny itiavako anao - BREACKSONG

Azo vakiana?

tsy ny hatsaranao no hitiavako anao
tsy ny harenanao...
hoe manana izao sy izao
fa ny itiavako anao...
dia ilay hitiavako anao

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

zembla (27/07/2012 15:41:39)

Fa inona kay no itiavanao ilay olona?
Amiko aloha,tokony faritanao tsara ilay itiavanao azy!

breacksong (21/11/2012 13:20:09)

ny hitiavako azy?
Ny hatsaram_pifankatiavanay dia izay ihany

Zozoro (24/05/2013 19:28:19)

Tena tiko be ...misaotra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : BREACKSONG

Nampiditra : breacksong
Daty : 27/07/2012
Mpamangy : 1722
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Hanoratra aho
DEPUTE BE NOFY
ho an'ireo any ampita any
Teo Tsaralalana!
EMBONA
FIRAISANA VOALOHANY
namako foana
Ao aminao