You are here: home > Vetso

Hanoratra aho - BREACKSONG

Azo vakiana?

hanoratra aho
hanoratra ho anao!
saingy aoka mba hajaina
izay antony anoratako

tsy homeko an'iza
na olona mangataka
fa ho anao ireiry ihany

aoka lahy mba hifanaja
amin'ny zavatra atao
fa zay teny kely izay
no hanoratako ho anao

Sokajy : Aingam-panahy

Hametraka hevitra

Midira aloha