Lova tsara indrindra ... (Charlotte)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lova tsara indrindra ...
.
Hikirizo amin'ny fo
ilay lova tsara indrindra
Hitondra vokan-tso
Ny kiry izay arindra
.
Satria ny fenarana efaina
no mahatonga olombanona
Ity no ataovy an-tsaina
izay tafita no tafarina
.
Ka ny zavatra rehetra
hay io rehefa enarana
ity no tarigetra
Ho lafatra ny fiainana
.
Fa ny ezaka atao
tsy ho very maina
Ilofoso denizao
ny fenarana vitaina
.
Io azahoana tombotsoa
izay fahaizana ananana
Ahitana koa ny soa
ianao ry fianarana.
.
charlotte
--------
Rohy:
Sokajy : fananarana - fiainana
1379 1
Mpakafy: megatsino
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153