Valifaty (Charlotte)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Valifaty mangina ...
.
Eee! izany fandeferako
tsy midika faharesena
Izay vitany honerako
dia mangina ny fahendrena
.
Haleoko mody adala
ary akomboko ny vavakoa
Satria maro ny mpankahala
manaratsy ny anarako
.
Ao ariana ny mpanenjika
hefiako raha manozina
Ho oavy reha ny valifatiko
amin'ny ora tsy ampozina
.
Charlotte.
--------
Rohy:
Sokajy : Fahavalo - Ady
1882 2
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094