d' izao izany ahoana? (dadatsima)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HIhi
tena mapihomehy,
raha ny amin'ise
variana mandeha,
mitady klé,

amin'inona izany?
Hoy ianao manontany,
handeha any andafy e
f' efa leo ny miafy...

tsy misy fika intsony
raha ny eto an-tanana.
fahantrana tsy mitony,
tsy mba maha tamana.

hitako amin'ny facebooky
ny akama any f'efa voky,
mitobaka etsy ny sakafo,
sady tena tsy mba lafo...

sady asa be karama
livreur no akamaroany
lazaiko tsy akiamba
fa miaina tsara ry leroany,

saingy ny mazana
ny sejours tsy maintsy atao
raha tsy mahay dia tsy tazana
any dago no hodianao

dadatsima 09.06.2015
--------
Rohy:
1081 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0925