malagasy mankany (dadatsima)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
eny hoy aho ry malagasymalagasy be fandoharana
mba sotrokely amizay
no hakao ny vary sy ny anana
fa ny vahoaka aza tsy nihinana,
k'ianao indray no mbola fanana,
mila fiara ,mba mividiana
leo zahay tsy misy vola,
raha mila sipa ka midola,
ny anay sakafonay anio,
no mbola zavina tsy hita
ka ataovy antsaina tadidio,
ny anay ady ela tsy misy vita.
ny anareo mananga- tanana,
dia efa karama raisina.
ny anay asa tany lavareny
zara raha misy hohanina.
dadatsima 20.06.2015 17.01
--------
Rohy:
Hevitra mandeha

eugene
(
20/06/2015 19:23)
:-) tsara kosa

dadatsima
(
17/07/2015 17:46)
mbola mitohy io héhé