Tononkalo fanokafana (dadatsima)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dadatsima avy etsy atsimo
no miditra io fa aza adino
hitondra teny tsy azo amidy
tonokalo sarobidy.

Dadatsima izy irery,
tsy soloina tsy atakalo
hita io, tsy mety very
namanao tsy fahavalo.

azo atao ny miteny
raha misy teny ho lazaina
aza mitsitsy fa ireny,
no hanatsara ny ato antsaina,

Dadatsima tsy milefotra
na antany na antanety
fa izay tonga dia mirefotra
voazara sy voahety

DADATSIMA 20 FERVIER 2012
--------
Rohy:
Sokajy : Hatsikana - vazivazy - fiainana
1132 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115