Ankamantatra (DotMG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia tsy hitan'ialahy ve ny fanalahidy
manafina ilay sekere sarobidy?
Ny rima kanefa nataoko nitafy
ny anaran'ireo lehiben'ankolafy.
Vereno vakiana im-pito, im-balo
Ny andalana rehetra amin'ilay tononkalo.
Dia fakafakao ihany koa ny tsipelina
Fa ho hitan'ialahy eo ilay vavan-tonelina...

DotMG - 21 jolay 2010.
--------
Rohy:
Sokajy : Hatsikana - Politika
1146 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149