You are here: home > Vetso

FAHEFANA - havotraniaina

Azo vakiana?

  FAHEFANA


Fahefana avy aiza no isaloranao,
no indro ianao mandatsak'aina tsotra izao,
fahefana nalainao antsokosoko tsotra izao,
no ilazanao fa Andriamanitra no momba anao.


Fahefana avy aiza no isaloranao,
no hanananao fahefana izao,
fahefana nampindramina anao,
no indro fa esorina aminao.



Mpanoratra: LALAHARISON Havotra Niaina.