Fiainana (havotraniaina)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fiainana eto an-tany,
raha mbola tany koa ny tany,
mifandimby hatrany,
ny tsiky sy tomany.

Ny taona sy ny volana,
navalon'ny tantara,
ny anio sy ny ampitso,
apetraka ho tantara.

Mpanoratra: LALAHARISON Havotra Niaina
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/havotraniaina/fiainana
128 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.2282