You are here: home > Vetso

Mitandrema - havotraniaina

Azo vakiana?


Mitandrema!


Mitandrema ndrao lavo,

ny fahavalo anie ka mandavo,

mandavo izy tsy misangy,

izay voany dia mampamangy.



Mpanoratra: LALAHARISON Havotra Niaina. (15/01/21)