You are here: home > Vetso

Ny velona - havotraniaina

Azo vakiana?



  Ny velona



Ny velona no hasohasoana,

ny maty no tsarotsaroana,

ny asa imasomasoana,

ny tsara vetsovetsoina.




Mpanoratra: LALAHARISON Havotra Niaina.