You are here: home > Vetso

TIAKO - havotraniaina

Azo vakiana?


  
TIAKO


Tiako ianao ry aiko,
ka koloiko sy lalaiko,
ho endriky ny saha,
ho tazanin'ny mpizaha.




Mpanoratra:LALAHARISON Havotra Niaina.