Mijotra makaiza, (NY FANAMBY Nomenjanahary)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mizotra makaiza ty foko
Ny rehetra jereko toa mamofo
Dia lay fitiavana mirona
Miainga tsimoramora

Mizotra makaiza kay ireny
Fa toa lasa tsy an-tery
Tsy mionona ho irery
Fa mitady fangalampiery

Mgzotra makaiza re!
Fa de lasalasa eee!
Tsy mitana izay efa ananana
Fa mahita foana ny tsy isaharana

Mizotra makaiza foana
No tsy tamana ny anoloana
Zay tazana toa iatefana
Ka tiana hatsoina hoe"malala"

(ILAY FANAMBY,Mizotra makaiza)
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
122 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : NY FANAMBY Nomenjanahary
Nampiditra : Ilay FANAMBY
Daty : 18/12/2023 11:30
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136