You are here: home > Vetso

Ity noely ity - JAO Anjara

Azo vakiana?

Ity noely ity

Ny faniriako anao androany
Ho tojo indray ny mamy
F’efa lasa ny andro ratsy
Mitombo indray ny vatsy

Dia ho sambatra doria
Amin’ity fiainana ity
Hogoka hasambarana
Hivoha indray ny lalana

Ary mba ho falifaly
Hisind a koa ny jaly
Dia ho tojo ilay fitia
Ho tafita soa ary

Fa ilay mpahary
Namorona ny voary
No hanome ny hery
Hahatatonga olon-kendry

Jao Anjara 25/12/14 7:32

Mombamomba

Mpanoratra : JAO Anjara

Nampiditra : JAOANJARA
Daty : 24/09/2015
Mpamangy : 1847
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Tirôliro,voliroliro
“Neny”
RAHA FITIA!
TAXI BE
Partout
Dimy taona
Fitia adaladala
Anatra
...Foana
Dify izy