You are here: home > Vetso

“Neny” - JAO Anjara

Azo vakiana?

“Neny”
Ry Neny tiako indindra sy malalako eto an-tany,
Ny  fitiavako tsy afindra fa ho anao irery ihany
Ianao no mpandrindra sy masoandro nahitàna

Fa ny fiainako rehetra no namoizanao ny aina
Ka nikolo tsisy fetra ,tsy namela ho karakaina
Ary koa niava sy nandena,ilay vazy vao maraina

Tsy ho nofy ankehitriny, ny fiainako eto an-tany
Fa naniry tsisy tsiny,dia noho I Neny izany.
JAO Anjara

Mombamomba

Mpanoratra : JAO Anjara

Nampiditra : JAOANJARA
Daty : 24/09/2015
Mpamangy : 2147
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Tirôliro,voliroliro
Ity noely ity
RAHA FITIA!
TAXI BE
Partout
Dimy taona
Fitia adaladala
Anatra
...Foana
Dify izy